FANIRAHANA MPIASA 2017 .


« Koa aza menatra  ny ho vavolombelon’ny Tompontsika…
hianareo no fahazavan’izao tontolo izao » 2 Tim 1.8a ; Mat 5.14a

FANASANA

Ny Foibe FJKM

Ny Komitin’ny Fampianarana Teolojika

Ny Institut de Formation et de recherches Pédagogiques

Dia faly  manasa  antsika mpianakavin’ny finoana FJKM hisaotra  sy hanome voninahitra an’ Andriamanitra amin’ny Fanompoampivavahana fanirahana ireo mpiomana ho Mpitandrina  miisa 88 sy mpiomana  ho Mpampianatra miisa 51 , mitondra ny anarana

« Andiany Vavolombelon’ny Fahazavana »

nahavita  ny fiofanany teny amin’ny Toerampanomanana . Izany dia hotanterahina ny Alahady 30 Jolay 2017 amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro , eny amin’ny Sehatra maitso Antsahamanitra .

Ento am-bavaka ny fotoana  ho Voninahitr’ Andriamanitra