Fandraisambahiny SL 19

FANDRAISAMBAHINY SYNODA LEHIBE

Vaomiera Sakafo

Miisa 07 ny  vaomiera natsangana  handraisana ny vahiny manatrika izao fivoriana tampony eto  Sambava izao .

Iray amin’ireny ny fikarakarana  ny sakafon’ny mpivory .

Tomponandraikitra : Rtoa Christine Jerôme, Filoha mpanampy S.DK

Fatra sy lanja ary vidy :

Sakafo  maraina ( SABEDA) : 7 vilany x 15 Kap

Sakafo atoandro : 3 gony x200 Kap = 600 Kap

Laoka : sosisy =200 Kg isaky ny mihinana

            Akoho  100 isa isaky ny mihinana ,ka tetika 1/Olona ( akoho 1= olona 06)

            Omby 1 / andro 1

Fiantsenana : indroa isanandro

Mpandroso sakafo 100 isa ,avy amin’ny SAMPATI sy ny SAKAIZAN’i KRISTY amin’ny Fiangonana . Tamin’ny fotoam-panokafana dia ny Mpikambana DORKASY  miisa 200 no nandroso sakafo.

Kitay fandrahoana : hazo  tamin’ny nanamboarana ny trano fiangonana no ampiasaina

Charbon : 1 gony  (35 000 ariary ) / 2 andro

Cafe : 10Kg / andro ,1Kap = 1500ariary na 2000 ar

FANOMEZANA AVY AMIN’NY TSARA SITRAPO

-Trano Lakozia : natolotry ny tokantrano anankiroa

-Omby efatra

-Vary 35 gony sy 50 gony ….

nangonin-dRtoa Sahondra

Rivo kely io
sotrobe lava taho fampiasa @ fandoharam-bary

Filohan’ny vaomiera sakafo