DK / LASY Tselatra faha – 4 .
FANASANA
Araka ny fandaharam-potoanan’ny Sampana Dorkasy dia hotanterahana ny Alakamisy 10 Novambra 2016 ho avy izao ny Lasy Tselatra farany amin’ity taona 2016 ity .
Izany dia hatao ao amin’ny FJKM TSIAFAHY FIHAVAOZANA , SP Atsimon’Iarivo Miray ( SPAIM 15 ). Ny fotoana dia hanomboka amin’ny 9 ora maraina hatramin’ny 2ora tolakandro .