Daty hotadidina/ Nov 2020

VAOVAO sy VAVAKA

1-Sabotsy 14 Novambra 2020, 3ora :

Fitokanana ny Chapelle vaovao ,TPM Ivato sy fanolorana ny fanalahidin’ny trano tsangambaton’ny  faha-50 Taonan’ny FJKM .

2- Alahady 15 Novambra 2020 , 3ora :

Fanompoampivavahana fanolorana  ireo Prezidà Synodaly , Tale sy Tonian’ny Sampana , Sampanasa ary Asa  . Toerana : FJKM Andrainarivo Fahasoavana .

3-Alahady 22 Novambra 2020 

            MARAINA 8 ora : Fanompoampivavahana fitokanana ny Sekoly Teknika sy    Toeram-pitsaboana      any Fihaonana Ankazobe

          HARIVA  2 .30 : Famaranana ny Jobily faha-200T Sekoly sy fanirahana ireo Mpitandrina sy   Mpampianatra nivoaka ny Toeram-panomanana