Arsiva sy Tranombakoka / Fisaorana

NY ARSIVA SY TRANOMBAKOKA FJKM

dia misaotra an’Andriamanitra noho ny fahavitan’ny Alahadin’ny Arsiva izay nomarihina manokana tamin’ny fanompoam-pivavahana sy Rindran-kira natao teto amin’ny FJKM Tranovato Faravohitra.
Araka izany dia mankasitraka ihany koa Mpitandrina sy ny Fiangonana ary ireto antoko Mpihira manaraka ireto :

STK Ziona Fahazavana Anosibe, STK Ambatomena,
Tsantan’ny Fitiavana Isotry Fitiavana, Feon’ny Anjomara Ambalavao Isotry, Lehilahy Midera Ambatonakanga, FIFIFA Ambonin’Ampamarinana, AFA Kristy Fanantenana Antohomadinika, Maintimolaly.