Antom-bavaka SL/Alakamisy sy Zoma
Fitondrana amim-bavaka ny zavatra hatao anio |
Alakamisy 12 Aogositra 2021. 1- Fanompoam-pivavahana hotarihin’ny SP Kristy Fihavanantsika Avaratra Atsinanana (mpandray vahiny). 2-Fanatanterahana ireo lahateny fandaminana miisa 4 : mba samy ho hazavain’ ny Fanahy Masina ireo mpandahateny sy ny mpivory. Soratra Masina : Matio 18.19-20 ………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………… Zoma 13 Aogositra 2021. 1-Fanompoam-pivavahana hotarihin’ny faritra Sambava. 2- Fiaraha – mandinika Soratra Masina isaky ny vaomiera. 3- Firosoana amin’ny asam-baomiera handinihana ireo hevi -dehibe hitondrana ny FJKM mandritra ny 4 taona hoavy. |
Réponse rapide |