Alahadin’ny SAMPATI 2016 .
ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO.
Alahady 20 Novambra 2016.
Fandaharana iombonana.
1- Feon-javamaneno
2-Hira ataon’ny SAMPATI
3-Fiarahabana Apostolika : Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika » Amena (Gal 1.3)
4-Fiderana sy fisaorana an’ Andriamanitra
Sal 111
Hira FFPM 24 » ny lanitra ambony ao »
Vavaka fiderana sy fisaorana an’ Andriamanitra
5- Fanambarana ny sitrapon’ Andriamanitra : Isaia 29.15; Sal 147.11
Sambatra ny mahitsy làlana …
Hira 308.4 ( FFPM)
6- Fiaiken-keloka
7-vavaka fifonana
Hira FF 16.1 « Tsy vitam-po onena »
8-Famelan-keloka : Nom 14.18;Efe2.10
9-Fanambaram-pinoana (Lah 3)
10-Raharaham-piangonana
11-Rakitra ( Hira ataon’ny SAMPATI sy ny Antoko mpihira )
12-Fankalazana ny Tenin’ Andriamanitra
Hira 809.1
5mn Sekoly Alahady
Hira 823.1,2
Vakiteny : Joba 42.7-10/ Mar 14.3-9 / Fil 4.15-23
Hira 226
Toriteny
Vavaka fangatahana :-Fiangonana FJKM
-SAMPATI
-Firenena
13-Asa vavolombelona
14- Famaranana :
Hira 338
Tsodrano : 1 Tes 5.23-24
Hira 347