SP 12/Tranovato Faravohitra

SP Antananarivo Atsinanana

Fitandremana  TRANOVATO FARAVOHITRA

ALAHADIN’NY TARANAKA

« Zanako ianao, Izaho niteraka anao androany”  Salamo 2: 7(b)

Ny Mpitandrina mivady, ny Biraon’ny Fiangonana ary ny Kristianina rehetra eto amin’ny Fitandremana TRANOVATO FARAVOHITRA, dia faly manasa ny  zanak’i Faravohitra  miely patrana rehetra,  ho tonga hiaraka hiombom-bavaka, amin’ny Alahadin’ny taranaka,  fanao isan-taona. Ho tanterahina ny

ALAHADY 03 SEPTAMBRA 2023, amin’ny 09 ora ( fidirana  tokana )

Aterina eny amin’ny Alitara ny rakitra sy ny Valopy Alahadin’ny Taranaka ary faranana amin’ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo ny fotoana. Hisy fiaraha-misakafo aorian’ny  fanompoam-pivavahana amin’ny sarany 8 000 Ar. Mbola mitohy  hatrany  ny ezaka,  fananganana ny Trano  Loharano izay ho  fidiram-bola maharitrin’ny Fitandremana.

MANANTENA INDRINDRA NY FAHATONGAVANTSIKA MARO.          

Fifandraisana :   034.92.902.53