SP 11 / Vaovao samihafa .
TETIKANDRO Sept 2017
SP Antananarivo Atsimo ( SP 11).
1-Alakamisy 28 Septambra 2017 : Jobily fisotroan-dronono ny Mpitandrina RAHARIMANANA Hajarisoa Lalao , FJKM Malaho Vaovao Bevalala (SP 11).
2-Zoma 29 Septambra 2017 : Firahalahian’ny Mpitandrina miaraka amin’ny vadiny eto anivon’ny SP Antananarivo Atsimo , ao amin’ny FJKM Malaza Gileada , manomboka amin’ny 9ora sy sasany .
3-Sabotsy 30 Septambra 2017 : FIVORIAMBE faha II sady farany amin’ity taona ity ho an’ny SP Antananarivo Atsimo : . Ny Toerana dia ao amin’ny FJKM Ambohijanaka Fitiavana Gara. Io koa no fotoana hanamarihantsika ny faha- 25 taona maha-Mpitandrina an’ Andriamatoa Radimisaon Jonah ,Sekretera jeneraly . Izy rahateo no hitondra ny Tenin’ Andriamanitra . Hozaraina ao anatin’ny Fivoriambe ihany koa ny Certificat ho an’ireo izay nahavita soamatsara ny ADIDINY hatramin’ny volana Desambra taona 2017 .