SP 11 / FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy

« Koa aza menatra  ny vavolombelon’ny  Tompontsika » 2 Tim 1.8a
 Fanokafana ny faha-150 Taonan’ny

FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy  :-Alahady 19 Novambra 2017 amin’ny 8 ora maraina-Hisy ny Fandraisana sy Fanokanana ho Mpandray ny Fanasan’ny Tompo

« Andiany vavolombelon’ny Tompo »

-Fampirantiana ny Tantaran-dRasalama sy ny Fiangonana Ambohipotsy

« Ary  aoka ny tany rehetra ho henika ny vononahiny.Amena dia Amena »

Sal 72.19b