SP 11/ FJKM Ankadimbahoaka
Faha-15 Taonan’ny fiaraha-miasa
Ny FJKM Ankadimbahoaka sy
ny Mpitandrina ANDRIAMANAMPY Rafidison Timoty mianakavy
dia
faly miantso sy manasa antsika mpianakavin’ny finoana hiara-hisaotra sy hanome voninahitra an’ Andriamanitra noho ny faha- 15 Taonan’ny fiaraha- miasa . Izany dia hotanterahina ny Alahady 25 Novambra 2018 amin’ny 9ora maraina .
Hery lehibe ho azy mianakavy sy ny fiangonana manontolo ny fahatongavantsika marobe .
« Ny lanitra sy ny tany ho levona , fa ny Teniko tsy mba ho levona » Lioka 21.23