Alahadin’ny KPMS 2016 .
            KOMITIM-PIRENENA MIADY AMIN’NY SIDA . “Fa ataoko ahoana no fijery ny loza hanjo ny fireneko”(Estera 8/6) .        …
            KOMITIM-PIRENENA MIADY AMIN’NY SIDA . “Fa ataoko ahoana no fijery ny loza hanjo ny fireneko”(Estera 8/6) .        …
Ankasitrahan’ny Tompo ny asan’ny mino. Ny alahady farany amin’ity volana novambra ity no manokatra ny vanim-potoan’ny Fiangonana antsoina hoe: “Advento”.…
FANARENANA NY TRANON’NY SEMINERA AMPARIBE  Mizara roa lehibe ny asa ho amin’ny fanarenana indray ny Seminera FJKM Amparibe taorian’ny…
 I Jesoa Kristy no lohan’ny Fiangonana sady mitondra azy. Ny Fiangonana ambara eto dia ilay ivondronan’ireo mpiara-mivavaka. Iray na…
FJKM AMPITAKIHOSY FIHAVAOZANA JEROSALEMA VAOVAO. Nitsangana ny tranovato vaovao. Nahatafatsangana tranovato vaovao ireo mpianakavin’ny finoana ao amin’ny FJKM Ampitakihosy any…
FANASANA -Ny Filoha sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM -Ny Filoha sy ny Biraon’ny STK Foibe -Ny Filoha sy …
FANDAHARANA IOMBONANA ALAHADY 13 NOVAMBRA 2016 Lohahevitra : “Ankasitrahan’ny Tompo ny asan’ny mino” Fiarahabana Apostolika Sal : 106:1-4…
Hotanterahana anio Talata 15 Novambra 2016 ny KOMITY FOIBE Sekoly Alahady voalohany taorian’ny Zaikabe . Izany dia hatao any…
Antsoina ny Tarika Antoko Mpihira rehetra eto Antananarivo sy ny manodidina , ho tonga ao amin’ny FJKM ISOTRY…
Hotanterahana anio Talata 15 Novambra 2016 , amin’ny 10 ora maraina ny fanoloran’ ny ZANAKA MPANOHANA ny asa fanarenana ny…