FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Sampana & Sampan’asa
    • Sampana
      • Sampan’asa
        • Asa
  • Synodamparitany
    • Adiresy Samihafa
    • Vaovao Farany
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Synodamparitany

  • Synodamparitany

SAF / Fandaharana iombonana 2018.

Alahadin’ny  ny SAF/FJKM 18 Martsa 2018 Lohahevitra: MIBEBAHA EO ANATREHAN’NY TOMPO FANDAHARANA IOMBONANA Fanatrehana an’AndriamanitraHira fanevan’ny faha 50 taonan’ny FJKMFiarahabana apostolikao…

Sampan'asa, Vaovao farany

Misionera FJKM / mandrakotra ny Nosy

Nahavita namangy Kaominina 119 sahady Nanomboka tamin’ny volana Novambra 2017 no niantafika tamin’ireo Kaominina maro manerana ny Nosy ny misionera…

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Fandalinam-pinoana / Famonoana olona ???

MAMONO OLONA : BIBLIKA FA TSY KRISTIANA Fotoana iresahana ny Fampihavanana Malagasy ankehitriny. Efa tsy zava-baovao amin’ny samy Malagasy izany mihavana…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

FOIBE FJKM / Fisintonana Taombaovao 2018.

FITSANGATSANGANAN’NY MPIASAN’ NY FOIBE FJKM 2018. CAFE D’AMPASIMBE Toy ny fanao isantaona dia nifamotoana ny fianakaviamben’ny FOIBE FJKM ny Sabotsy…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

SP11 / FJKM Ankadimbahoaka

Alahadin’ny Mpitandrina Alahady 11 Martsa 2018 Antsoina ny zanaky ny FJKM Ankadimbahoaka  ho tonga hiombompo amam-panahy amin’ny Fanompoampivavahana noho ny …

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

RABEHATONINA James /Jobily fisotroan-dronono

FANASANA JOBILY FISOTROAN-DRONONO an’Andriamatoa   RABEHATONINA James, Mpitandrina Mivady FILOHAN’NY SE.FA.LA. FOIBE FJKM MANASA ANTSIKA KRISTIANA REHETRA INDRINDRA FA IANAREOMPIANATRA…

Asa, Vaovao farany

SP 10/ AFF

SP ANTANANARIVO ANDREFANA (SP10) Asa Fitoriana  ny Filazantsara  Hitory Filazantsara any Ambovombe Kristy Rano Velona Nanatanteraka Komity Lehibe ny AFF…

Sampana, Synodamparitany, Vaovao farany

Fandalinam-pinoana / Ny Teolojian’ny vatana

Ny Soratra Masina dia manana fampianarana matanjaka  tokoa momba ny vatana. Rehefa raisin’ny Fiangonana tsirairay anefa izany, dia tsy mitovy…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

SETELA / Fanokafana 25T

SEHATRA TEOLOJIKA HO AN’NY LAIKA FANOKAFANA NY FAHA 25 TAONA SY FAMOAHANA NY ANDIANY  “IRAKA VAVOLOMBELONA” Sehatra iray mijoro eo…

Fampianarana, Vaovao farany

Mofo Martsa 2018.

Mibebaha eo anatrehan’ny  Tompo 01 Mat 4.12-17 02 Eze 14.6-11 03 Dan 9 .15-19 04 Eze18.27-32 05 2 Pet 3.8-10 06…

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 73
  • 74
  • 75
  • 76
  • 77
  • …
  • 101
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
  • FANDAHARANA IOMBONANA SAFIF FJKM
    Alarobia, faha 01 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Asabotsy, faha 27 Septambra 2025
  • TOLOTRASA SEKRETERA JENERALY FJKM
    Alahady, faha 14 Septambra 2025
  • Filohan’ny FJKM faha-VI : ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy, Mpitandrina
    Alarobia, faha 20 Aogositra 2025
  • HAFATRA NOHO NY FAHA 57 TAONAN’NY FJKM
    Alatsinainy, faha 18 Aogositra 2025
  • Ento am-bavaka SYNODA LEHIBE
    Alakamisy, faha 10 Jolay 2025
  • Fiantsoana izay ho Talen’ny SeFaLa Foibe
    Alakamisy, faha 08 Mey 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.