Famoahana Mpiasa vaovao 2018.
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika « (2 Tim 1.8a) FANASANA « Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana ianao... » Apo 2.10 VAVOLOMBELONA MAHATOKY…
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika « (2 Tim 1.8a) FANASANA « Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana ianao... » Apo 2.10 VAVOLOMBELONA MAHATOKY…
MIATRIKA NY FAHA 150 TAONA, MIZOTRA NY ASA “ ………Indro, havaoziko ny zavatra rehetra.” Apokalypsy 21 /5 Isaorana an’Andriamanitra fa…
Sahia mitory ny fahamarinana Ny Perikopan’ny Testamenta Vaovao izay voarakitra ho amin’ity volana Jolay ity no horaisintsika mba hamoahana ny…
FANASANA « Hisaotra ny Tompo lalandava aho . ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy. Miaraha mankalaza ny Tompo amiko ary…
SAMPANA DORKASY FOIBE FJKM RANTSANA TABITA  Noho ny fahasoavan’ Andriamanitra dia feno 20 Taona ny maha-Mpitandrina an- dRamatoa RAKOTOVAO Noro…
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SAMPANA TANORA KRISTIANA e-mail : stkfoibefjkm@yahoo.fr FANDAHARANA IOMBONANA “Tanora vavolombelona amin’ny asa tsara”Titosy.2…
Fanompoampivavahana Ny Biraon’ny SFL sy ny Tonia dia faly manasa antsika rehetra hiara-hiombom-bavaka, hidera sy hankalaza an’Andriamanitra  noho ny Alahadin’ny…
FJKM Ziona Vaovao Paris Ny FJKM Ziona Vaovao Paris (ex-Montrouge Vaovao) dia faly miarahaba anao mitsidika ity tranokala fijoroana ho vavolombelon’i…
Tontosa soamatsara ny Alahady 06 Mey 2018 lasa teo ny fanokanana ireo diakona mianadahy tao amin’ny FJKM QUEBEC CANADA.…
FANDAHARANA IOMBONANA 15 Jolay 2018  Fiarahabana Apostolika Hira faneva faha 50 taonan’ny FJKM Fiderana an’ Andriamanitra Salamo 118,19-21 Hira…