Tetikasa « MAHAY »
FANAZAVANA MIKASIKA NY TETIKASA : Ity tetikasa « Mahay Fanabeazana Mampiaty FJKM » ity, dia manana ny tanjony manokana izay miavaka tokoa, dia…
FANAZAVANA MIKASIKA NY TETIKASA : Ity tetikasa « Mahay Fanabeazana Mampiaty FJKM » ity, dia manana ny tanjony manokana izay miavaka tokoa, dia…
Natolotra ny zava-bita ary notokanana ny takelabato fahatsiarovana . Feno 25 taona ny Sampana Vondrona Fototra Laika tao amin’ny FJKM…
Ny famindran-draharaha sy famindram-pahefana Telo volana sisa no ananan’ny isa-pitandremana hamaranana ny fifidianana ireo tomponandraikitra ao aminy araka ny tetiandro…
Nodimandry teo amin’ny faha- 71 taonany RAMANIRAKA RANIVOHELINARIVO DorothĂ©e Colombe Mpitandrina (vady navelan’ny Mpitandrina Ramaniraka Charles). Ny nofony dia andrasana ao amin’ny FJKM Ambodifiakarana…
« Mihirà ho an’i jehovah, ry tany rehetra, lazao, lazao isan’andro isan’andro ny famonjeny mahafaly ». ITan.16 :23 Tonga indray ny andron’ny taranaka…
Hanamarika ny Alahadiny ny 17 Febroary izao Misy ny andro Alahady iray isan-taona atokana ho an’ny Arsiva sy Tranombakoka FJKM.…
SP ANTANANARIVO ATSINANANA « Ary ho fitahiana tokoa ianao » Gen 12.2b Ny Mpitandrina mivady , ny Biraom-piangonana, ny Komity ary ny…
Ny FOIBE FJKM dia manasa antsika mpianakavin’ny finoana hanatanteraka Fambolenkazo ny Sabotsy 09 Janoary 2019 , eny ANKAZOBE . Ny fiaingana dia…
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA (FJKM) Nitondra am-bavaka ny Filohan’ny FJKM mianakavy sy ny taom-piasana 2019 Tontosa ny Alahady 20…
ny MPITANDRINA ANDRIAMAMPIANINA ZAKA HARY MASY Biraon’ny MPIANDRAIKITRA FOIBE FJKM « Ary raha mijaly ny anankiray amin’ny momba ny tena dia…