Daty hotadidina/ Nov 2020

VAOVAO sy VAVAKA 1-Sabotsy 14 Novambra 2020, 3ora : Fitokanana ny Chapelle vaovao ,TPM Ivato sy fanolorana ny fanalahidin’ny trano tsangambaton’ny…

Famoahana Mpit sy Mpam

Vaovao ampitaina : 1-Famoahana ireo Mpianatra MASTERS, andiany « Ramambasoa Joseph « (2018-2020) ny Sabotsy 21 Novambra 2020 . Ambara manaraka eto…

SAMPATI / Hafatra ho an’ise!

« Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12, 35 « Miorena tsara amin’ny finoana » IPet.5, 9 Fiadanana ho an’ise ! Isaorantsika mandrakariva ny Tompo, araka…