Alahadin’ny SAF 2023
Fandaharana iombonana MAMERINA HO AMIN’NY FAHAMARINANA NY TOMPO FANATREHAN’ANDRIAMANITRA Fiarahabana Apostolika Salamo 107.1-9 Hira FFPM 7 Vavaka fiderana sy fisaorana…
Fandaharana iombonana MAMERINA HO AMIN’NY FAHAMARINANA NY TOMPO FANATREHAN’ANDRIAMANITRA Fiarahabana Apostolika Salamo 107.1-9 Hira FFPM 7 Vavaka fiderana sy fisaorana…
NY FAHANTERANA Ny Vehivavy dia tsikaritra fa mora miova ary antitra haingana kokoa ny toe-batanyraha mihoatra amin’ny Lehilahy na mitovy…
Fanatanjahan-Tena sy Fampaherezam-Panahy Hatomboka ny Hazakazaka Masina Fanatanjahantena ! Herintaona mahery izay no nanatanterahan’ny Fiangonana ny Hazakazaka Masina araka ny…
Fandalinana Zavatra iray voizina mafy ankehitriny ny momba ny “développement personnel”.Hatranyamin’ny tokontanin’ny finoana sy ny fivavahana dia idirany koa. Samy…
SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA « Inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany” Mat 5, 47b “Que faites- vous d’extraordinaire?” Mat 5 ,47…
MAMERINA HO AMIN’NY FAHAMARINANA NY TOMPO DATY SORATRA MASINA 01 2 Mpanjaka 20.1-7 02 Matio25.14-20 03 Romana 4.13-22 04 Lioka…
Miorena tsara aza miova » Ikor.15,58« Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12,35 « Mitsangà na mihazavà fa ianareo rehetra dia zanaky ny mazava » Isa.60,1 ;ITes.5,5Ho an’ny…
Nodimandry ny 15 Febroary 2023 teo amin’ny faha-62 taonany RANDRIANOMENJANAHARY Mamy Gaston (RAGASY) BIRAO  SLK FOIBE  (Mpitahiry vola) Ny vadiny :…
NY FAHEFAN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA Alatsinainy 13 Febroary Genesisy 2.18-25 Matio 7.24-29 Efes 5.22-23 Talata 14 Febroary Ohabolana 5.7-23 Matio 2.19-23 1…
FANASANA