FJKM Ambohipanja Fitiavana (SP 19).

FANASANA

« Izaho Jehovah efa niantso anao fahamarinana sy nitantana ny tànanao ankavanana , ary hiaro anao Aho ka hanome anao ho fanekena ho an’ny olona , ho fanazavana ny jentilisa » (Isa 42.6)

Ny Komitin’ny Jobily volafotsy , ny Mpitandrina mivady dia manasa antsika mpianakavin’ny finoana mba hiara-misaotra sy manome voninahitra an’ Andriamanitra noho ny

faha-25 Taona maha-Mpitandrina an-

dRAKOTOARISOA Rasoazananaly Edwige mivady

ny Sabotsy 07 Desambra 2019 amin’ny 9ora sy sasany ,

ao amin’ny FJKM AMBOHIPANJA Fitiavana

Fifandraisana : 033 12 197 00 / 034 05 699 05