SAF/FJKM Alaotra Mangoro
Fametrahana Mpandrindra Faritra tao Alaotra Mangoro. Ho fampivoarana sy ho fampandrosoana ny fiarahamonina ifotony, ny Fiangonana amin’ny alalan’ny SAF/FJKM dia…
Fametrahana Mpandrindra Faritra tao Alaotra Mangoro. Ho fampivoarana sy ho fampandrosoana ny fiarahamonina ifotony, ny Fiangonana amin’ny alalan’ny SAF/FJKM dia…
Sampan’Asa FFP
01 sy 02 Novambra 2022 Ny FJKM Analamahitsy, Synodamparitany Iarivo Avaradrano SP. 19 no nampiantrano ny Fihaonambe faharoan’ny Komity Foiben’ny…
FIANTSOANA Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo. Araka ny fanapahan-kevitry ny…
Sampanasa Fikarohana sy Fandalinampinoana FANDAHARANA IOMBONANA 25 Septambra 2022 Feon-javamaneno Fiantsoana sy Fiderana ny Anaran’ny Tompo : Sal 111 HIRA…
PERIKOPA 2022 Toy izao ny Perikopa arahin’ny Fiangonana rehetra manerana ny sahan’ny FJKM , hanehoantsika fiombonana mandritra ny HERINANDRON’NY FANAHY…
ALAHADY HITONDRANA AM-BAVAKA NY SAF/FJKM 20 Martsa 2022 “Tazà no ny lalana..hetseho mafy ny herinao”. Nahoma2:2 TsiahyNy SAF/FJKM na Sampan’Asa momba…
Atrika asa fanokafana ofisialy ny Tetikasa LLGI «Local Leadership for Global Impact» Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny Kaominina Ampanefy,…
Fandaharana iombonana 12 Septambra 2021 1-Fiarahabana apostolika 2-Fiderana : Sal 98/1-6 Hira 194 Vavaka 3-Sitrapon’Andriamanitra : Rom 10.13-15.Sambatra ny mahitsy…
Mankalaza ny faha 25 taonany Ao anatin’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-25 taonany ny Vondrom-Paritany Laika (VPL) eo anivon’ny…