STK/ Foibe , 25T maha-Mpandraharaha .

 

Ny Filoha sy ny Birao Mpiandraikitra Foibe

Ny Filoha sy ny Birao – ny Tonia STK Foibe

Ny Komity faha-25 taona Mpandraharaha STK  Foibe

dia

Faly manasa anao hiara-misaotra an’Andriamanitra noho ny Jobily Volafotsy faha- 25 taona (1993 – 2018) maha –Mpandraharaha an-dRtoa

RAHARISOA  Vonintsahondra Tiana

teo anivon’ny STK Foibe ka hiombona amin’ny fanompoam-pivavahana Ivony ny

Alahady 30 Septambra 2018,

2 ora sy sasany tolakandro

FJKM Tranovato Ambatonakanga.

 

« Tsy toy ny efa nahazo sahady aho, na efa tanteraka sahady, fa miezaka aho hihazona izay nihazonan’i Kristy Jesoa ahy. »  Filip. 3/12