SFL/ Taombaovao 2020

FANASANA

 » Inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany » Mat 5 : 47b

Ny Filoha , ny Biraon’ny Sampana Fivondronana Laika ,ny Tonia dia faly manasa antsika VPL / VFL  hiara-hisaotra sy hanome Voninahitra an’Andriamanitra noho ny Taona vaovao 2020 ,ny Alahady 26 Janoary 2020  ao amin’ny FJKM Namontana Fialofana SPÄA10.

Hanomboka amin’ny 2 ora tolakandro ny antsam-piderana ary amin’ny 3ora ny fanombohan’ny fanompoam-pivavahana. Aoka isika hifanentana ho tonga maro ho Voninahitr’Andriamanitra. 
 « Ary izaho kosa haneho aminao ny finoako amin’ny asako » Jak 2 : 18b

Ny Tonia
RAJAONAH Dina