SFL /Fihaonambe sy Zaikabe 2019

SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA FOIBE FJKM

FIHAONAMBE  sy ZAIKABE 2019

Ny Fihaonambe sy Zaikabe SFL dia ho tanterahina any Manakara ny 24-25-26-27 Oktobra 2019.Ao anatin’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha 40 taonan’ny SFL . Hisy ny fankalazana izany  isaky ny Renivohimparitany . Isaorana ny Tompo fa efa tontosa ny tany amin’ny faritra Toliara , Fianarantsoa . Ny faritr’i Toamasina dia notanterahina tao Mangoro Moramanga ny 27-28 Avril 2019.

Antseranana dia ho tanterahina ny 18-19 Mai 2019 ,

Mahajanga : 25-26 Mai 2019 ,

Sambava : 29-30 Jona 2019

Antananarivo : 13-14 Jolay 2019.

Ny tsangambato amin’izany dia ny Trano Fiangonana any Befasy Morondava SP36, izay tafiditra ao amin’ny kaominina 407 Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara.
Manantena ny fifampitondrantsika am-bavaka hahatontosa  izany rehetra izany ho Voninahitr’Andriamanitra .

SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA (SFL)

Immeuble IFANOMEZANTSOA I Analakely ,Rihana faha-5 varavarana 502

B.P. 623  – Antananarivo 101

BFV N° 00005 210 002 687 51 89 

BFV Antaninarenina Tel : 034 20 919 84 / 033 61 958 86

e-mail :  sflfjkm@yahoo.com

„Inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany.?“(Mat. 5,47b)