SAMPATI / Fanisana

SAMPANA MPANAZAVA SY TILY

CANEVAS – FANISANA MPIKAMBANA

«Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12,35

———-

Indro atolotra antsika ny Canevas FANISANA NY MPIKAMBANA SAMPATI FJKM rehetra

Ny SAMPATI SP no manao ny fandaminana ahazoan’ny Isam-piangonana izany, ary manangona azy ka mamerina azy aty amin’ny Foibe SAMPATI

Ho an’ireo lavitra indrindra kosa dia azo hatao ny manao scan izany ary mandefa azy EMAIL amin’ny Tonia: seraphifjkm@gmail.com

Tsara raha tonga alohan’ny Fihaonambe Nasionaly 10 Aogositra 2023

Dia manao veloma finaritra amin’ny anaran’ny Tompo Jesoa

Ny Tonia

past Séraphin

………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………

Synodamparitany : ___________________________________

Fitandremana : ______________________________________

Fivondronana : ______________________________________

IsaANARANAN° KARATRA SAMPATI  MPIKAMBANA
   BEAZINAMPANOHANAMPITANTANAMPANABE
       
       
       
       
       
       
       
       
       
       
       
       
       
       
       
       
       
       
       
       
FITAMBARANY (ISA)