SEFALA FOIBE / samihafa
Fanapahankevitra sy fiaraha-miasa
Fanapahankevitra sy fiaraha-miasa
Fandaharana iombonana SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA
DORKASY FOIBE Miara- mientana amin’ny fanompoana Notanterahina manerana ny Synodamparitany 37 ato anatin’ny FJKM ny fanamarihana ny Alahadin’ny Sampana Dorkasy…
Fandaharana iombonana Feon-javamaneno na Hira STK Fiarahabana Apostolika | Apo 1.4-5a Fiderana | Sal 29.1-2 Hira 194.1,4 Vavaka Fanambarana ny…
Mankalaza ny faha 25 taonany Ao anatin’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-25 taonany ny Vondrom-Paritany Laika (VPL) eo anivon’ny…
SAMPATI FOIBE FJKM « Aoka hirehitra ny jironareo, Miorena tsara amin’ny finoana » Lio.12,35 ; IPet.5,9 DINIKA ASA FAMPANDROSOANA SY FANANGANANA SAMPAN-DRAHARAHA Tanteraka…
“Ny Zava-kendren’ny Sampana” Ny Synoda Lehibe faha XVIII, izay natao tany Antsirabe, farany teo dia nanapaka fa ny FJKM…
Fanasana “Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika” II Tim.1:8a“Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto rahalahiko kelyindrindra ireto no natananareo…
SAMPANA VOKOVOKO MANGA FOIBE FJKM ANTSO HO TONIA Noho ny fahabangana eo amin’ny toeran’ny Tonian’ny Sampana Vokovoko Manga FJKM, ny…
FANDAHARANA IOMBONANA FIARAHABANA APOSTOLIKA :APOK 1: 4 FISAORANA SY FIDERANA: Ataon’ny Mpitarika: SALAMO 42: 1-2a Iombonana: SALAMO 145: 13-17 Hira 6:…