IKT SAFIF/ SP AA11
FANOKANANA MPIANDRY VAOVAO Niatrika ny isan-kerintaonany teny amin’ny FJKM Malaza Gileada ny SAFIF SPAA11 (Sampana fifohazana Synodamparitany Antananarivo Atsimo), ny…
FANOKANANA MPIANDRY VAOVAO Niatrika ny isan-kerintaonany teny amin’ny FJKM Malaza Gileada ny SAFIF SPAA11 (Sampana fifohazana Synodamparitany Antananarivo Atsimo), ny…
01 sy 02 Novambra 2022 Ny FJKM Analamahitsy, Synodamparitany Iarivo Avaradrano SP. 19 no nampiantrano ny Fihaonambe faharoan’ny Komity Foiben’ny…
FANDAHARANA IOMBONANA Miomana handray ny Tompo Alahady 20 Novambra 2022 Hiran’ny Antoko mpihira na feonjavamaneno Fiarahabana Apostolika Fisaorana sy fiderana…
FIANTSOANA Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo. Araka ny fanapahan-kevitry ny…
Fihaonambe 2022 Ry havana, Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo. Araka…
Sampanasa Fikarohana sy Fandalinampinoana FANDAHARANA IOMBONANA 25 Septambra 2022 Feon-javamaneno Fiantsoana sy Fiderana ny Anaran’ny Tompo : Sal 111 HIRA…
KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’ NY MARITIORA HETSIKA « DIAN’ IREO MARITIORA » “Fa ny olona izay mahalala an’Andriamanitra kosa dia hifikitra amin’…
KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’NY MARITIORA FJKM / KFTM TANO MAFY NY FINOANA ALAHADIN’NY MARITIORA “Ianareo no vavolombeloko, hoy Jehovah, sady…
FIHAONAMBE 2022
FIANTSOANA HO KOMITY MPITANTANA TRANO FAMOAHAMBOKY ANTSO Ny Foibe FJKM dia manao antso amin’ny Teknisiana zanaky ny Fiangonana vonona hitondra…