Misionera / vita ny 119 kaominina .
Misionera FJKM. Nahavita namangy Kaominina 119 sahady. Nanomboka tamin’ny volana Novambra 2017 no niantafika tamin’ireo Kaominina maro manerana ny Nosy…
Misionera FJKM. Nahavita namangy Kaominina 119 sahady. Nanomboka tamin’ny volana Novambra 2017 no niantafika tamin’ireo Kaominina maro manerana ny Nosy…
Alahadin’ny ny SAF/FJKM 18 Martsa 2018 Lohahevitra: MIBEBAHA EO ANATREHAN’NY TOMPO FANDAHARANA IOMBONANA Fanatrehana an’AndriamanitraHira fanevan’ny faha 50 taonan’ny FJKMFiarahabana apostolikao…
FANASANA JOBILY FISOTROAN-DRONONO an’Andriamatoa RABEHATONINA James, Mpitandrina Mivady FILOHAN’NY SE.FA.LA. FOIBE FJKM MANASA ANTSIKA KRISTIANA REHETRA INDRINDRA FA IANAREOMPIANATRA…
SP ANTANANARIVO ANDREFANA (SP10) Asa Fitoriana ny Filazantsara Hitory Filazantsara any Ambovombe Kristy Rano Velona Nanatanteraka Komity Lehibe ny AFF…
FILAZANA Ny Foibe FJKM, dia mampitrandraka ala 15 Ha any Andanona Manjakandriana. Koa antsoina isika izay liana amin’izany mba hanao…
Ny Foibe Arsiva sy Tranombakoka dia manolotra anao Alahady 18 Febroary 2018 , 10 ora maraina : Fanompoampivavahana FJKM Tranovato…
17Fandaharana iombonana Alahady 18 Febroary 2018 Fidirana: Feon-javamaneno na Antoko Mpihira Fiarahabana Apostolika : I Kor. 1 :3 Amena Fiantsoana…
FILATSAHAN-KOFIDIANA HO TALEN’NY SAMPANASA FFP FOIBE FJKM Mpitandrina voatokana vita fiofanana tamin’ny Faculté de Théologie neken’ny FJKM. Manana ny mari-pahaizana…
TATITRA SY VAOVAO Lasy tselatra voalohany no notanterahin’ny sampana DORKASY FJKM tao amin’ny FJKM Ankadifotsy ( SP Iarivo avaradrano 19…
Notanterahana tao amin’ny efitrano malalaky ny FOIBE FJKM , varavarana faha-201 ny fivoriana  mahakasika «  ny Tetikasa fampidirana ny olona manana fahasembanana…