FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Sampana & Sampan’asa
    • Sampana
      • Sampan’asa
        • Asa
  • Synodamparitany
    • Adiresy Samihafa
    • Vaovao Farany
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Sampana & Sampan’asa

  • Sampana & Sampan’asa

SAF FJKM / Fiangonana mirotsaka

  FANDAHARANA  ASA FIANGONANA MIROTSAKA ZAVA-MISY Madagasikara dia voasokajy foana ho anisan’ireo firenena mahantra eran-tany. Mahazo vahana eo amin’ny fiainan’ny…

Asa, Vaovao farany

Alahadin’ny SFL / Fanasana

Fanompoampivavahana  Ny Biraon’ny SFL sy ny Tonia dia faly manasa antsika rehetra hiara-hiombom-bavaka, hidera sy hankalaza an’Andriamanitra  noho ny Alahadin’ny…

Sampana, Sampana, Vaovao farany

S.Fivondronana Laika / Tonia vaovao

SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA (SFL) NAHAZO TONIA VAOVAO. Napetraka tamin’ny fombam-piangonana tao amin’ny FJKM Katedraly Analakely ny Alahady 22 aprily 2018…

Sampana, Sampana, Vaovao farany

Alahady MANGA 2018.

FANDAHARANA IOMBONANA  Alahady 24 Jiona 2018 Feon-javamaneno fidirana  Fiarahabana apostolika :  II Pet. 1: 2 Fiderana an’Andriamanitra : Sal. 108 :…

Sampana, Sampana, Vaovao farany

SAFIF/ Vavaka sy fifadiankanina

SAMPANA FIFOHAZANA FOIBE FJKM VAVAKA SY  FIFADIANKANINA Sabotsy  23 Jiona 2018, 7ora30 maraina   FITORIANA AN-KIRA  -seha-pitaizana SAFIF -Tarika Christophe…

Sampana, Sampana, Vaovao farany

AUMONERIE FOIBE FJKM/ Tolo-tànana

« Koa aza menatra ny  ho vavolombelon’ny Tompontsika « 2 Tim 1.8a « Araka  izay efa nataonareo tamin’ny anankiray  aminireto rahalahiko kely indrindra…

Asa, Vaovao farany

SAFIF / Fanandrata-tena ?

NATAO HANANDRA-TENA VE NY MPIANDRY ? Tsorina fa fanontaniana hafahafa ihany izany, ary tena lohahevitra tsara fandinika sy ilaina valiny…

Fiainan'ny kristiana, Sampana, Sampana, Vaovao farany

SEFALA/ 10Taona maha-Tale Nasionaly

FANASANA  Ho fankalazana an’ Andriamanitra noho faha- 10 taona naha-Talen’ny SEFALA Nasionaly ny Mpitandrina RAKOTONIAINA mivady (2008-2018) dia fifaliana ho…

Asa, Vaovao farany

TOPAZA FJKM / Fandaharana iombonana

ALAHADIN’NY TOPAZA FJKM 22 Aprily 2018 HAFATRA  Ry havana , Ho amintsika mandrakariva hatrany anie  ny fiadanan’ny Tompo . Am-pifaliana…

Asa, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Alahadin’ny Dorkasy 2018.

FANDAHARANA IOMBONANA Alahady 07 Aprily 2018 MANOLOTRA NY  FIAINANY NY TOMPO Feonkira  fidiranaFiantsoana  sy fiderana an’ Andriamanitra -Hira   faneva  faha-…

Sampana, Sampana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • …
  • 21
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
  • FANDAHARANA IOMBONANA SAFIF FJKM
    Alarobia, faha 01 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Asabotsy, faha 27 Septambra 2025
  • TOLOTRASA SEKRETERA JENERALY FJKM
    Alahady, faha 14 Septambra 2025
  • Filohan’ny FJKM faha-VI : ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy, Mpitandrina
    Alarobia, faha 20 Aogositra 2025
  • HAFATRA NOHO NY FAHA 57 TAONAN’NY FJKM
    Alatsinainy, faha 18 Aogositra 2025
  • Ento am-bavaka SYNODA LEHIBE
    Alakamisy, faha 10 Jolay 2025
  • Fiantsoana izay ho Talen’ny SeFaLa Foibe
    Alakamisy, faha 08 Mey 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.