Alahadin’ny KPMS 2018.
Komitim-Pirenena miady amin’ny SIDA « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 1.8a Fandaharana iombonana « Mivonona hihaona amin’ny Tompo »…
Komitim-Pirenena miady amin’ny SIDA « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 1.8a Fandaharana iombonana « Mivonona hihaona amin’ny Tompo »…
Ry havana , Ampitomboina ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.…
Fandaharana iombonana Alahadin’ny AUMONERIE FOIBE 19 Aogositra 2018. Hira faneva 50 TAONA 1-Fiarahabana Apostolika :Efesiana 1.2 2-Fisaorana sy fiderana an’…
KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’NY MARITIORA “Ianareo no vavolombeloko, hoy Jehovah, sady mpanompoko izay efa nofidiako…” (Isa.43/10a) ALAHADIN’NY MARITIORA Alahady…
FANDAHARANA ASA FIANGONANA MIROTSAKA ZAVA-MISY Madagasikara dia voasokajy foana ho anisan’ireo firenena mahantra eran-tany. Mahazo vahana eo amin’ny fiainan’ny…
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika « 2 Tim 1.8a « Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray aminireto rahalahiko kely indrindra…
FANASANA Ho fankalazana an’ Andriamanitra noho faha- 10 taona naha-Talen’ny SEFALA Nasionaly ny Mpitandrina RAKOTONIAINA mivady (2008-2018) dia fifaliana ho…
ALAHADIN’NY TOPAZA FJKM 22 Aprily 2018 HAFATRA Ry havana , Ho amintsika mandrakariva hatrany anie ny fiadanan’ny Tompo . Am-pifaliana…
Misionera FJKM. Nahavita namangy Kaominina 119 sahady. Nanomboka tamin’ny volana Novambra 2017 no niantafika tamin’ireo Kaominina maro manerana ny Nosy…
FANASANA JOBILY FISOTROAN-DRONONO an’Andriamatoa RABEHATONINA James, Mpitandrina Mivady FILOHAN’NY SE.FA.LA. FOIBE FJKM MANASA ANTSIKA KRISTIANA REHETRA INDRINDRA FA IANAREOMPIANATRA…