KOMITY F.T. Maritiora
KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’NY MARITIORA Fandaharana iombonana Alahady 08 Aogositra 2021 « Ianareo no vavolombeloko , hoy i Jehovah sady mpanompoko …
KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’NY MARITIORA Fandaharana iombonana Alahady 08 Aogositra 2021 « Ianareo no vavolombeloko , hoy i Jehovah sady mpanompoko …
ASA SOSIALY 2021
Faha- 120 Taonan’ny KOLEJY PROTESTANTA AMBATOBEVANJA Faha- 30 Taonan’ny SEMINERA FJKM AMBATOBEVANJA Homarihana ny Sabotsy JONA 2021 ho avy izao…
Fanapahankevitra sy fiaraha-miasa
Fanasana “Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika” II Tim.1:8a“Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto rahalahiko kelyindrindra ireto no natananareo…
FANDAHARANA IOMBONANA FIARAHABANA APOSTOLIKA :APOK 1: 4 FISAORANA SY FIDERANA: Ataon’ny Mpitarika: SALAMO 42: 1-2a Iombonana: SALAMO 145: 13-17 Hira 6:…
ZOTRAN’NY FANATANTERAHANA TAFIKA MASINA Fampiasana ny trakitra: Ny ezaka izay ataontsika dia fitoriana ny filazantsara miaraka amin’ny asa sosialy Kendreo…
Fandaharana iombonana Hira faneva faha 200 taon’ny Sekoly 1. Fiarahabana Apostolika: “Efesiana 1 : 2” 2. Fisaorana sy Fiderana an’Andriamanitra:…
KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’NY MARITIORA (K.F.T.M) Foibe FJKM Lot II B 18 Tohatohabato Ranavalona I Trano “IFANOMEZANTSOA I”- Analakely /…
TOERAMPAMONJENA ZAZA Mitsangana, areno ny zaza, ka tantano; fa hataoko firenena lehibe izy”. (Genesisy 21, 18) Jobily faha 75 taona…