FIFA/ Tolobidy 2022

Fitrandrahana ala

Ny Foibe FJKM, dia mampitrandraka ala 15 Ha any Andanona, Fokontany Ambatomivaha, Commune
Ambatoloana , Distrika Manjakandriana sy 4ha any Ambatondrakalavao, Fokontany Ankorompotsy
Commune Morarano Distrika Ambatolampy.
.
Koa antsoina isika izay liana amin’izany mba hanao anaty valopy mihidy ny tolobidy sy ny momba anao,
ary aterina aty amin’ny Foibe FJKM Analakely, rihana faha-6, varavarana 601 alohan’ny Alarobia 23
Febroary 2022
amin’ny 10 ora maraina.
Raha mila fanazavana fanampiny, dia antsoy ny laharana : 034 10 338 83 na manatona mivantana aty
amin’ny Foibe FJKM, rihana faha-6 varavarana 601.

Antananarivo, faha 10 Febroary 2022.

Ny Tonian’ny DEPARTEMANTAN’ NY MPIASA SY VOLA

ANDRY Nirina Velosoa.

Ny Lehiben’ny’ SAMPANDRAHARAHAN’ ny FAMPAMOKARANA

ANDRIAMANALINA Hery ZO