Alahadin’ny Arsiva sy Tranombakoka 2018.

Ny Foibe Arsiva sy Tranombakoka  dia manolotra  anao 

Alahady 18 Febroary 2018 , 10 ora maraina  : Fanompoampivavahana FJKM Tranovato faravohitra

Alahady 18 Febroary 2018, 2 ora sy sasany  tolakandro : Rindrankira  ao amin’ny FJKM Tranovato    Faravohitra

Zoma 23 Febroary 2018 : Vela-kevitra mitondra ny lohateny hoe: “ Ny Hasarobidin’ny fananana Mozea”, tontosain’Atoa RAFOLO Andrianaivoarivony, ao amin’ny efitrano 201 – Foibe FJKM Ifanomezantsoa, manomboka amin’ny 10 ora maraina.