Alahadin’ny AKAFITA 2021
ORPHELINAT FJKM
AKANY FIALOFANA TANGAINA
âMIORENA AMINâNY ASA TSARA.
FANDAHARANA IOMBONANA
- FIARAHABANA APOSTOLIKA : Efesiana 1. 2,3
- FISAORANA SY FIDERANA
SALAMO FIDERANA: SAL. 91.1-9
HIRA FIDERANA: 14
VAVAKA FIDERANA:
- FANAMBARANA NY SITRAPONâANDRIAMANITRA: Efesiana 2. 8,9,10
âSambatra ny mahitsy lĂ lana, izay mandeha araka ny lalĂ nâI Jehovah . sambatra izay mitandrina ny teny vavolombelona ka mitadyazy aminâny fony rehetra.â
- FIAIKEN-KELOKA: VAVAKA FIFONANA
HIRA 235: 1,2,3
- FAMELAN-KELOKA ATOLOTRâANDRIAMANITRA:Sal.34.18, 19,22
âSambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany .Sambatra ny olona izay tsy isainâI Jehovah heloka sady tsy misy fitaka ny fanahiny.â
HIRA 317: 1,3
- FANAMBARANA NY FINOANâNY FIANGONANA
Fiaraha-manonona ny Fanekem-pinoana Apostolika
Feon-javamaneno
Hira 305:1,4
- ASANâNY FIANGONANA
RAHARAHANâNY FIANGONANA
FAMAKIANA NY HAFATRA ALAHADY AKAFITA
RAKITRA: 310
Vavaka fanolorana ny rakitra
- FANKALAZANA NY TENINâANDRIAMANITRA:
HIRA 808:1,2
5MN S.A. « Mofonâaina »
VAVAKA fangatahana ny fitsilovanâny FanahyMasina
VAKITENY: II Samoela 9.1-13 / Lioka 6. 27-36 / Hebreo 10.19-26
HIRA: 823:1,2
TORITENY
- VAVAKA SETRINâNY TENINâANDRIAMANITRA SY FANGATAHANA+ Vavaka nampianarin ânyTompo.
- FAMARANANA
HIRA FF24: 2
TSODRANO
Ho anâAndriamanitra irery ny voninahitra.
Aminâny Anaranâny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amen
……………………………………………………………………………..
Lot BM 4 Atsimombohitra
Ampitatafika Tananarivo 102 Madagasikara
Mail : akafita.fjkm@gmail.com
Facebook: Tangaina Akany Fialofana â Orphelinat FJKM
BOA M/car :11001110295 BP 623 Tana Madagascar