Alahadin’ny STK 2018.
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SAMPANA TANORA KRISTIANA e-mail : stkfoibefjkm@yahoo.fr FANDAHARANA IOMBONANA “Tanora vavolombelona amin’ny asa tsara”Titosy.2…
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SAMPANA TANORA KRISTIANA e-mail : stkfoibefjkm@yahoo.fr FANDAHARANA IOMBONANA “Tanora vavolombelona amin’ny asa tsara”Titosy.2…
Fanompoampivavahana Ny Biraon’ny SFL sy ny Tonia dia faly manasa antsika rehetra hiara-hiombom-bavaka, hidera sy hankalaza an’Andriamanitra noho ny Alahadin’ny…
FANDAHARANA IOMBONANA 15 Jolay 2018 Fiarahabana Apostolika Hira faneva faha 50 taonan’ny FJKM Fiderana an’ Andriamanitra Salamo 118,19-21 Hira…
SAMPATI FOIBE FJKM Any Mahajanga no hanokafana ny Jobily faha-25 taona « Aoka hirehitra ny Jironareo » Lio.12, 35 « Hianareo no fahazavan’izao…
Sampana FIFohazana FOIBE FJKM Nanatanteraka vavaka fifadian-kanina Tontosa ny Sabotsy 30 Jona 2018 teo ny vavaka fifadian-kanina niarahana tamin’ny Sampana…
SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA (SFL) NAHAZO TONIA VAOVAO. Napetraka tamin’ny fombam-piangonana tao amin’ny FJKM Katedraly Analakely ny Alahady 22 aprily 2018…
FANDAHARANA IOMBONANA Alahady 24 Jiona 2018 Feon-javamaneno fidirana Fiarahabana apostolika : II Pet. 1: 2 Fiderana an’Andriamanitra : Sal. 108 :…
SAMPANA FIFOHAZANA FOIBE FJKM VAVAKA SY FIFADIANKANINA Sabotsy 23 Jiona 2018, 7ora30 maraina FITORIANA AN-KIRA -seha-pitaizana SAFIF -Tarika Christophe…
NATAO HANANDRA-TENA VE NY MPIANDRY ? Tsorina fa fanontaniana hafahafa ihany izany, ary tena lohahevitra tsara fandinika sy ilaina valiny…
Fahaiza-mitantana NATERAKA HO « MANAGER » NY VEHIVAVY ! Misy teny hoe “tanana” (main) ao amin’ny manager, ary misy teny “menagère” koa. Akaiky…