(Sal 138.1-8 / Hira 170 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 513)
<span style="color: #ff0000;">1</span> [Ny fahazotoan'ny zanak'Andriamanitra hanao ny sitrapon'ny Ramy sy hifankatia amin'ny namany, ary ny fahatokiana ananany] Endrey! manao ahoana ny fitiavana nasehon*'ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak'Andriamanitra, sady izany tokoa isika! Koa noho izany dia tsy mahalala antsika izao tontolo izao, satria tsy nahalala Ary izy. [* Gr. nomen'] 2 Ry malala, ankehitriny aza dia zanak'Andriamanitra isika, nefa tsy mbola naseho izay ho toetsika rahatrizay. Fantatsika fa raha hiseho Izy, dia ho tahaka Azy isika, fa ho hitantsika Izy, dia izay tena endriny tokoa.
Tia antsika Andriamanitra satria: 1- Zanany isika Ambaran’ny mpanoratra sy aharihariny amintsika mpamaky fa zanak’ Andriamanitra isika. Anisany fanambarana lehibe…
Alatsinainy, faha 28 Jolay 2025