• "Miorena tsara, aza miova." I Kor. 15, 58
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Sampana & Sampan’asa
    • Sampana
    • Sampan’asa
    • Asa
  • Synodamparitany
    • Adiresy Samihafa
    • Vaovao Farany
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa

Hafatry ny Filoha

  • Hafatry ny Filoha

Hafatry ny Filoha III / Jolay 2017 .

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA K’aza dia variana foana Mihainohaino ny an’ny hafa, na minia tsy hahalala ‘zao antso avo…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha II / Jolay 2017

Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara   Ka ny hamaroan’ny ratsy, ny fihanaky ny loza, ny hatevin’ito haizina izay manarona ny…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Jiona 2017

Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara ! Fa izany dia izany No faratampony tokoa Ho fitiavan-tanindrazana Fa ny firenena tiana Dia asondrotra…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha

  VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA! ALEFASO NY VAOVAO O!       Deraina ny Tompo fa miasa amin’ny fomba  tsy takatry…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Febroary 2017

  Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara!   MITSANGANA!  MANDEHANA !   Izany baiko roa sosona izany no atolotra antsika eto…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Janoary 2017

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA MISIKINA, ANDAO HANDEHA, RY FIANGONANA Ö! Araka ny efa nambara hatrany am-piandohana, tamin’ny Alahady 25…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny filoha / Des 2016 (II)

“NAHOANA ISIKA NO IRAHINA HOE: “VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA!”?        Maro ny valiny azo omena. Ary na isika aza…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Des 2016 (I)

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Ry Prezida Synodaly sy Mpitandrina ary Katekista Delege mpiara-miasa, mitodika manokana aminareo ny hafatra…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny FILOHA (Nov 2016)

  INONA ARY NO HATAO HANATANTERAHANA ITY IRAKA ITY HOE : “VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA! ” ? Ireto avy no…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

2-INONA MARINA MOA NO TANJONTSIKA AMIN’ITY IRAKA ITY HOE: “VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA!”

  Mazava ny tiantsika hotratrarina raha lazaina hoe: “VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA” Madagasikara ho tratran’ny Filazantsaran’I Kristy hatrany anatiny…

Hafatry ny Filoha, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 12
  • 13
  • 14
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
  • FANDAHARANA IOMBONANA SAFIF FJKM
    Alarobia, faha 01 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Asabotsy, faha 27 Septambra 2025
  • TOLOTRASA SEKRETERA JENERALY FJKM
    Alahady, faha 14 Septambra 2025
  • Filohan’ny FJKM faha-VI : ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy, Mpitandrina
    Alarobia, faha 20 Aogositra 2025
  • HAFATRA NOHO NY FAHA 57 TAONAN’NY FJKM
    Alatsinainy, faha 18 Aogositra 2025
  • Ento am-bavaka SYNODA LEHIBE
    Alakamisy, faha 10 Jolay 2025
  • Fiantsoana izay ho Talen’ny SeFaLa Foibe
    Alakamisy, faha 08 Mey 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2025. Tous droits réservés.