Hafatry ny Filoha .

HAFATRA fohy nefa mafonja avy amin’ny FILOHAN’ny FJKM ho an’ ireo namoy havana ,tapaka sy namana  , ireo manana ny maratra , ireo mbola eo an-dàlam-pitsaboana , ho an’ny kristiana FJKM manontolo .

« Ny fiadanako no avelako ho anareo , hoy i Jesoa .

Raiso ny fiadanany ,

Ekeo ny fampiononany ! Mahereza ! »