CWM / 40 Taona

  -Ny Filoha  sy ny Birao  Foibe FJKM-Ny Vaomieran’ny Irakadia faly manasa  anareo  hiombona  amin’ny Fanompoampivavahana  ho fankalazana an’ Andriamanitra  noho ny

FAHA  EFAPOLO TAONAN’ ny CWM (Council for World Mission )

Alahady 26 Novambra 2017 

amin’ny  2ora sy sasany 

Paroisse Internationale FJKM Andohalo

« Fanasitranana ilay tena voavakivaky , fanantenana ho amin’ny fihavaozana »

Manantena  ny fahatongavanareo haneho ny fiombonantsika !