Manjo

FILAZANA

Nodimandry ny Sabotsy 11 Jolay 2020 tamin’ny 9ora sy sasany ny Filohan’ny FLM sy Filohan’ny FFPM sady Filohan’ny FFKM amperinasa  

Rev. Dr RAKOTONIRINA David .

 Ny fandevenana  dia hotanterahina ny  Alahady 12 Jolay 2020 maraina ao Ambatovinaky aorian’ny fanompoampivavahana . Mampahery sy mampionona ny vady aman-janany ary ny fianakaviamben’ny FLM manontolo , ny kristiana rehetra  tsy ankanavaka noho ny fandaozan’ny Ray amandreny . 

Hoy i Jesoa taminy : « Izaho no fananganana ny maty sy fiainana , izay mino Ahy  na dia maty aza dia ho velona  indray » Jaona 11.25