FFKM / Komity Foibe faha-40 .

FFKM miray  hatrany ifotony 

Antsirabe 22-26 Novambra 2017 .

« Ary  ireo rehetra momba ny tena ireo  , na dia  maro aza , dia tena  iray ihany , dia tahaka izany koa i Kristy  » 1 Kor 12.12Fanompoampivavahana fanokafana: EKAR AmbohimenaAlarobia 22   Novambra 2017, 4ora hariva .Fivoriana :          EKAR Sainte famille AmbohimenaFanompoampiavavahana famaranana : FLM Ambohimena ,Alahady  26 Novambra 2017 , 2 ora tolakandroNy marainan’ny Alahady  dia samy  mamomnjy  ny fiangonana eo an-tampon-tanàna ny mpivory.Ny mpivory  : -Solotena 10 avy  amin’ny foibem-piangonana tsirairay-Solotena 1 avy  amin’ny isan-tsampanasa FFKM-Solotena 2 avy  amin’ny isamparitany  FFKM-Vahiny nasaina