TPM/ filazana

Avy amin’ny Tonia Departemantan’ny Fiangonana

Ny fanadinana hidirana amin’ny Toeram-Mpanomanana Mpitandrina (TPM) FJKM dia ahemotra . Mbola holazaina amin’ny fotoana manaraka ny daty hanaovana izany .