Sekoly FJKM /200Taona

IVON’NY FANKALAZANA faha-200 TAO

Hotanterahina any amin’ny SP MATSIATRASOA Fianarantsoa ny ivon’ny Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny faha-200 Taonan’ny SEKOLY PROTESTANTA FJKM. Izany dia hotanterahina ny Sabotsy 09 -10 Novambra 2019 .

Sabotsy 09 Novambra 2019 ,manomboka amin’ny 4ora hariva:Fiderana an’Andriamanitra ao amin’ny Lycée FJKM RANDJAVOLA.

Alahady 10 Novambra 2019, amin’ny 10 ora maraina : Fanompoampivavahana , ao aminn’y Lycée FJKM RANDJAVOLA Ivohidahy Fianarantsoa .

Tongava maro . Ento am-bavaka ny fotoana rehetra.

« mahareta tsara mandra-piavin’ny Tompo Jak 5.7a