CEVAA / Fiofanana mpanentana Teolojika
Fanofanana andiany faharoa tao Maorisy Araka ny voalaza tamin’ny lahatsoratra voalohany momba ity fiofanana ity dia mandritra ny telo (3)…
Fanofanana andiany faharoa tao Maorisy Araka ny voalaza tamin’ny lahatsoratra voalohany momba ity fiofanana ity dia mandritra ny telo (3)…
SEKRETARIA JENERALY ASA FIFANDRAISANA SY FAMPAHALALAMBAOVAO « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 1.8a FANASANA Ny Foibe FJKM,…
TATITRA FANOKAFANA NY HERINANDRON’NY FIFANDRAISANA Nosokafana omaly Talata 20 Martsa ny Herinandron’ny Asa Fifandraisana sy Fampahalalambaovao ( AFIFAB) 2018 tamin’ny…
Fandaharana iombonana Alahadin’ny AFIFAB 25 Martsa 2018. Mibebaha eo anatrehan’ny Tompo 1- Fiarahabana Apostolika : Ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesoa …
Misy misandoka ny anaran’ny FJKM Misy groupe facebook antsoina hoe “FJKM-Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara” izay misy mpikambana marobe ao…
HETSIKY NY ASA FIFANDRAISANA SY FAMPAHALALAMBAOVAO FOIBE FJKM Hankalazaina manerana ny FJKM amin’ ny Alahady faha-25 Martsa 2018 izao ny…
Nofanina ny mpamokatra fandaharana rehetra Tsy ny fitaovana ihany no ahitana fanatsarana ato anatin’ny Radio Fahazavana ho mariky ny fandrosoana…
Efa vita tanteraka ny “Pylone” eny Ambohibe Ilafy Nanao fitsidihana ny fizotry ny asa fananganana ny “pylone” ho an’ny…
Voan-dalàna avy any ABIDJAN COTE D’IVOIRE Araka ny taratasy Fanasana nalefan’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Abidjan na FKMA dia tonga…