FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Sampana & Sampan’asa
    • Sampana
      • Sampan’asa
        • Asa
  • Synodamparitany
    • Adiresy Samihafa
    • Vaovao Farany
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Fifandraisana

  • Fifandraisana

Radio Fahazav. sy Belgique

AFIFAB sy FIARAHA-MIASA TSY IRERY AMIN’NY FANATSARANA NY FITAOVANA ILAINY Tsy misy mahavita tena ny olombelona fa indrindra ny Sampandraharahan-tserasera…

Fifandraisana, Vaovao farany

Famoahana Mpiasa 2019.

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim1.8 « Ary izay mamerina ny maro ho amin’ ny fahamarinana dia tahaka…

Fifandraisana, Tongasoa, Vaovao farany

VKMM Anta.Reniv / 20 Taona

FANASANA VEHIVAVY KRISTIANA MPIARA-MIVAVAKA Fifaliana ho an’ny VKMM ny manasa anareo hiombom-bavaka ny Zoma 12 Jolay 2019 manomboka amin’ny 2…

Fifandraisana

Radio Fahazavana .

Fanasana Ny RADIO FAHAZAVANA 88.4 Mhz dia manao antso avo amintsika rehetra te- ho Sakaizan’ny Radio Fahazavana na olon-tsotra na…

Fifandraisana, Vaovao farany

ARORIAKA sy Fihaonambe

FILAZANA Ny Trano fiantohana ARORIAKA dia mampatsiahy ny Sampana, Sampan’Asa , Asa rehetra ato anatin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara…

Fifandraisana, Vaovao farany

FMBM / Andrombavaka

ANDROM-BAVAKA MANERAN-TANY 2019  IRAY AO AMIN’I KRISTY ISIKA KRISTIANA Tanteraka ny sabotsy 8 jona 2019 ny Androm-bavaka maneran-tany sy ny…

Fiainan'ny kristiana, Fifandraisana

Herinandron’ny Baiboly

Fikambanana Mampiely Baiboly

Fifandraisana

Taratasy fisaorana

Fisaorana noho ny fankalazana an’Andriamanitra FJKM ZIONA VAOVAO PARIS Andriamatoa Filoha mivady sy ny Mpikambana ao amin’ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe…

arsiva, Fiainan'ny fiangonana, Fifandraisana, Synodamparitany, Vaovao farany

FFPM / « Manonga »

Hisokatra ny Talata 11 jona 2019 hoavy izao ny toerana antsoina hoe « Manonga » etsy Ambatovinaky. Ny « Manonga dia ahitana toeram-pisakafoanana…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany, Vondrom-piangonana anatiny

Alahadin’ny FFPM 2019.

« Mba ho iray ihany izy rehetra » Jao 17.21 Hotanterahina ny Alahady 9 Jiona 2019 izao manomboka amin’ny 3 Ora tolakandro…

Vondrom-piangonana anatiny
  • 1
  • …
  • 18
  • 19
  • 20
  • 21
  • 22
  • …
  • 30
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
  • FANDAHARANA IOMBONANA SAFIF FJKM
    Alarobia, faha 01 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Asabotsy, faha 27 Septambra 2025
  • TOLOTRASA SEKRETERA JENERALY FJKM
    Alahady, faha 14 Septambra 2025
  • Filohan’ny FJKM faha-VI : ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy, Mpitandrina
    Alarobia, faha 20 Aogositra 2025
  • HAFATRA NOHO NY FAHA 57 TAONAN’NY FJKM
    Alatsinainy, faha 18 Aogositra 2025
  • Ento am-bavaka SYNODA LEHIBE
    Alakamisy, faha 10 Jolay 2025
  • Fiantsoana izay ho Talen’ny SeFaLa Foibe
    Alakamisy, faha 08 Mey 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.