TPM/ filazana

Avy amin’ny Tonia Departemantan’ny Fiangonana Ny fanadinana hidirana amin’ny Toeram-Mpanomanana Mpitandrina (TPM) FJKM dia ahemotra . Mbola holazaina amin’ny fotoana…

FJKM/ Fanambarana

AVY AMIN’NY BIRAON’NY MPIANDRAIKITRA FOIBE FJKM Ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe izay nivory androany Alarobia 22 Aprily 2020, teto Ampandrana Antananarivo,…