Manjo

Filazana Nodimandry ny Talata 14 Jolay 2020 ao amin’ny Toeram-Pitsaboana Loterana Ambohibao, nohon’ny « insuffisance rénale », ny Pastora Dr RABENOROLAHY Benjamin,…

Manjo

FILAZANA Nodimandry ny Sabotsy 11 Jolay 2020 tamin’ny 9ora sy sasany ny Filohan’ny FLM sy Filohan’ny FFPM sady Filohan’ny FFKM…

Manjo

Nodimandry teo amin’ny faha-68 taonany RAKOTOARIMANANA Fitahiantsoa Benjamina (Mpitandrina misotro ronono) Hoy : ny Foibe FJKM, Sampanasa AFF, SP Toamasina…

FILAZANA

FARA-FISORATANA ANARANA Noho ny  hamehana ara-pahasalamana misy  eto  amin’ny firenena dia hihemotra  toy izao  ny fara-fisoratana anarana amin’ireto  fanadinam-panjakana manaraka…