Manjo

Filazana

Nodimandry ny Talata 14 Jolay 2020 ao amin’ny Toeram-Pitsaboana Loterana Ambohibao, nohon’ny « insuffisance rénale », ny Pastora Dr RABENOROLAHY Benjamin, Filoha FLM teo aloha.

Mampahery ny fianakaviany sy ireo mpino rehetra ao amin’ny FLM.

« Fa Andriamanitra efa namboatra izay tsara lavitra ho antsika, mba tsy hatao tanteraka ireo, raha tsy efa mby eo koa isika  » Heb 11.40