Jobily / Randriambeloson Richard S.

JOBILY FISOTRONDRONONO

« Ankino amin’i Jehovah ny làlanao ary matokia Azy f ataony tanteraka » (Salamo 37.5)

Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

-Ny Toeram-Panomanana Mpitandrina

-Ny Komitin’ny Fisotrondronono

DIA

Manasa antsika Mpianakavin’ny finoana hiombom-bavaka sy hifanohana noho ny

IVON’NY JOBILY FISOTRONDRONONO

Andriamatoa RANDRIAMBELOSON Richard Solonirina mivady

Mpandraharaha teo amin’ny TPM :

1991-2001 Faculté Ambatonakanga

2001-2021 Kolejy Teolojika Ivato

izay hatao ny Sabotsy 15 Oktobra 2022 amin’ny 09.30mn

ao amin’ny FJKM AMPARIBE FAMONJENA

Hery lehibe ho azy mianakavy ny fanotronanareo ho Voninahitr’Andriamanitra .