DEFAP / Fitsidihana ny FJKM

 

Nanao fitsidihana narahina asa ny amin’ ireo sehatra asa vitsivitsy eto amin’ ny FJKM ireo iraka vahiny mirahavavy avy amin’ ny DEFAP, nandritry ny 15 andro.
Nidinika niaraka tamin’ ny Filohan’ ny FJKM, ny Tomponandraikitry ny Faculté de Théologie , Oniversity Ravelojaona, ny Tomponandraikitry ny Sekoly FJKM, ny Topaza, ny MAMRE , ny Aumônerie FJKM sy ny Fifandraisana FJKM izy ireo tamin’izany  ho fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ ny DEFAP sy ny FJKM  . Izany no foto-diany  teto Madagasikara , izay irina mba hitombo sy hivelatra bebe kokoa hatrany .

Misaotra an’i Pasteur Taubmann sy Rtoa Laura .  Nahay teny malagasy vitsivitsy ianareo  izy ireo teto ary  dia  nahafantatra ny fiainana sy fomban’ ny malagasy kely ihany koa.

afifab/foibe