AFIFAB/ 35 Taona

FANASANA 

Fifaliana  ho an’ny FOIBE FJKM  , ny Sekretaria Jeneraly  ary ny Komitin’ny AFIFAB, ny manasa  anao  amin’ny Fanompoampivavahana  fankalazana  an’ Andriamanitra ho fanokafana  ny faha35 Taonan’ny Asa Fifandraisana sy Fampahalalam-Baovao (AFIFAB) .

Sabotsy  15 Jolay 2017, 3ora tolakandro 

FJKM Atsimon’ Imahamasina 

Ny Tsangambato  dia ny fanapariahana ny Radio Fahazavana manerana an’i Madagasikara. Misaotra anao miombom-pifaliana sy miombom-bavaka .