AFIFAB / 20T RADIO FAHAZAVANA

« Mitsangàna , mihazavà fa tonga ny fahazavanao »  (Isa 60.1a)

fanentanana

FANASANA 

Asaina am-pitiavana isika vahoakan’ Andriamanitra  ho tonga amin’ny Fanompoampivavahana fankalazana an’ Andriamanitra  noho ny famaranana ny faha-20T  ny Radio Fahazavana . Izany dia hatao ao amin’ny FJKM Andravoahangy Fivavahana  , ny Alahady 28 Janoary 2018 ,manomboka amin’ny 2 ora sy sasany . Hisy Antoko mpihira hanafana ny fotoana .Tongava maro ho Voninahitr’ Andriamanitra .